Skip survey header
Malagasy

Fihetsika manoloana ny fandraisan’ireo vehivavy anjara amin’ny sehatra politika aty amin’ny tapany Atsimon’ny Afrika

This question requires a valid date format of YYYY/MM/DD.
calendar
2. Lahy na Vavy na Hafa *This question is required.
3. Salan-taona *This question is required.
4. Ambaratongam-pianarana *This question is required.
5. Olona manana fahasembanana ve ianao? *This question is required.
Raha eny, inona ilay karazana fahasembanana *This question is required.
6. Firenena, Faritany, ary Kaominina *This question is required.
7. Tsy liana amin’ny politika ny vehivavy. *This question is required.
8. Tokony hikarakara tokantrano ireo vehivavy fa tsy hanao politika. *This question is required.
9. Tsy manana anjara ny hofidiana amina toerana politika mitovy amin’ireo lehilahy ireo vehivavy. *This question is required.
10. Mila alalana avy amin’ny fianakaviany ny vehivavy iray mba handray anjara amin’ny politika. *This question is required.
11. Fanaon’ireo antoko politika ny manendry kandidà vehivavy amina toerana iray tsy dia inoana loatra ny handresena, noho ny hoe lehilahy. *This question is required.
12. Tsara kokoa raha ireo lehilahy no mitarika ara-politika noho ireo vehivavy. *This question is required.
13. Tokony hitovy ny fitondrana ireo mpanao politika, na lahy na vavy. *This question is required.
14. Raha misy safidy eo amin’ny vehivavy sy lehilahy mpanao politika mitovy mari-pahaizana, tokony tsy ho olana ny maha lahy na maha vavy azy. *This question is required.
15. Ilaina ny fametrahana fetra araky ny lalàna ny isan’ireo vehivavy amin’ny sehatra politika mba hampifandanjana ny miralenta. *This question is required.
16. Mitondra fiovana tsara eo amin’ny fiaraha-monina ny fananana vehivavy amin’ny sehatra politika. *This question is required.
17. Tsy manana loharanom-bola betsaka atokana hanaovana fampielezan-kevitra ara-politika ny vehivavy. *This question is required.
18. Miaina herisetra bebe kokoa ireo vehivavy eo amin’ny sehatra politika noho ireo lehilahy. *This question is required.
19. Liana bebe kokoa amin’ny fomba fitafiana sy endrika ivelan’ireo vehivavy mpanao politika ny haino vaky jery, oharina amin’ireo lehilahy mpanao politika.   *This question is required.
20. Tsy rariny matetika ny fandrakofam-baovao ataon’ny haino vaky jery ireo vehivavy mpanao politika. *This question is required.
21. Voarahona sy voaompa amin’ny haino vaky jery sosialy mihoatra noho ireo lehilahy mpanao politika ireo vehivavy. *This question is required.